4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fitiavana - Dadi Love

Fiainagna hifanadaozana
Fa fitiavagna tsy azo ariagna
Na ny mora, na ny sarotra
Ny fiainagna ifanampiagna
Ka ay iafaragna ra toa ka ifagnary!

Ref: (X2)
Fitiavagna e!
Tsy misy mihoatran'izy io zalahy
Fitiavagna e!
Hasambaragna raha misy ny sarotra
Ra ao ny fitiavagna
Hafalina hatrany izy eee!

Isika jiaby io tsy misy ny hafa
Fa samby taranak'Adama
K'aza mety ho avezin'ny hafa e!
Ka handao ireo taranakao
Ny fiainagna ifanampiagna
Ka ay iafaragna ra toa ka ifandao!

Ref:(X4)

Raha ao ny fitiavagna e!
Hafalina hatrany izy eeeee!
Raha ao ny fitiavagna!
Hafalina hatrany izy eeeee!
(X6)

Partager fitiavana

Commenter fitiavana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Dadi Love